Isan'ireo toerana manintona indrindra raha i Madagasikara nefa kosa voalohany amin'ny fahantrana.Ny fikambanana  iraisam-pirenena  dia  tsy mbola mahalala ny zava-misy eto Madagasikara na dia eo aza ny loza ekolojika mihatra aminy.Na izany aza ;ny fidirana an-tsehatra eto Afrika dia andraikitra tsy mora.Ny fanalahidin'izay maniry ny hanampy sy hiasa aty dia ny fitsinjovana ny mponina ao sy ny fijerena ireo fombafombany.

Ankehitriny;mahita izahay ny maha zava-dehibe an'ny Madagasikara dia ny ala izay manan-danja tokoa.Ao anaty ala dia ahitana karazan-javatra maro samihafa ary ny dioxide de carbone izay misy ao dia manadio ny rivotra.Ny fakan-kazo dia  miaro ny tany.Ka izany indrindra no hamerenana amin'ny laoniny indray ny ala satria tsy hoe miaro ny zavaman'aina ao aminy sy manadio ny rivotra hiainana ihany fa kosa mampihena ny fikaohan'ny riaka ny tany izay mampihena ny tany azo volena ka hanjary hahazo vahana ny tany karakaina.

Ny fanirian'ny MWL dia manampy amin'ireo vina mba hampihenana ny vokadratsy voalaza ireo.Izahay dia tsy mamatsy zava-maniry sy fitaovana ilainy fa mamatsy ho amin'ny ho avin'ny fiaraha-monina Malagasy.

Ny zavatra manaraka dia fampahalalana fohy mikasika ny karazan-javatra misy eto Madagasikara ankehitriny.Nefa mbola mikaroka lalindalina bebe kokoa izahay ny momba an'io ary manainga anareo koa hitsidika an'ireo izay mifandray aminay.

Mada Woodlands © 2008. Raha misy fanontaniana momba ny fampiasana  ity ;aza misalasala miantso  ny MWL




NY MOMBA NY MADAGASIKARA
TETIK’ASA

FIFANDRAISANA

NY POLITIKA
NOMERAO TELEFAONINA

NY MOMBA NY ORINASA MWL