NY MOMBA NY ORINASA MADA WOODLANDS
NY POLITIKA

NY MOMBA NY MADAGASIKARA
TETIK’ASA

FIFANDRAISANA

NY POLITIKA
NOMERAO TELEFAONINA

NY MOMBA NY ORINASA MWL






Ireo mpiara-miasa amin'ny MADA WOODLANDS(MWL)  dia: Nor Cut International  sy SAUDA MASKINERING AS. Ireo orin'asa roa ireo dia natsangana tao amin'ny faritra andrefan'ny Norvege ary mamatsy entana sy tolotr'asa ho an'ny indostria sy ny asa momba ny ala. Anisan'ireo mpividy ireo ny Statoilhydro;BKK;Mesta;Ni  Tommer.Maro ireo orin'asa sasany no mangataka ny kaliitao tsara indrindra ary miandry fitantanana matotra eo amin'ny lafiny fahasalamana;ny tontolo iainana ary ny fitandrovana ny filaminana.

Izahay dia efa nampiroborobo ny fahalalana ary efa nametraka fifandraisana maro eo amin'ny asa momba ny ala eropeana nandritra ny telompolo taona lasa.Tamin'io fotoana io no nanaovanay fanandramana mety sady tsara izay mifandraika tsara amin'ny teknika sy lalànan'ny tontolo iainana ankehitriny;ary manaporofo ny firoboroboan'ny sehatr'asa miaraka amin'ny fitomboana. MWL dia efa heritaona izao no teto madagasikara.Izahay dia efa nanao famatsiam-bola mikasika ny fiarovana ny tontolo iainana;ny momba ny sosialy eto Madagascar ary ny fanimbana ny ala indrindra indrindra.Ankehitriny dia manangana  sampana manam-pahefana eo an-toerana ary miresaka betsaka ny sehatr'asa mikasika ny ala sy ireo voakasik'izany.MWL dia mifandray amin'ny mponina maro sy ireo vina ara-tsosialy et Madagasikara.

Mada Woodlands © 2008. Raha misy fanontaniana momba ny fampiasana  ity ;aza misalasala miantso  ny MWL



Mahajanga sy  ao Mampikony (eo ankavanana)
09.08.13: Vaovao farany
Mada Woodlands SA, Lot 0101 DJ 0050 AMPASIKA -MAHAJANGA, AVENUE DE LA LIBERATION GALLIENI